Sakafo nitondra aretina. Olona miisa enina amby telopolo farafahakeliny no notsaboina tao amin’ny hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona Ampefiloha, tamin’ny faran’ny herinandro teo, taorian’ny fihinanana kômpôze sy mofo sesika (sandwich) novidina tao amin’ny toeram-pivarotana iray teny Ambatomaro. Voatery nakatona vonjimaika ilay toeram-pivarotana, ary nalaina ny menaka nampiasaina tamin’ny fanamboarana maiônezy mba hatao fitiliana eny amin’…
This story is only covered by news sources that have yet to be evaluated by the independent media monitoring agencies we use to assess the quality and reliability of news outlets on our platform. Learn more here.